Ny Foko ry Mpamonjy ffpm 470 - Mamie Kelin' i Jesosy

22 просмотров 19.07.2010 00:05:37

Описание

Ny foko, ry Mpamonjy, Mangetaheta Anao, Maniry lalandava Hikambana aminao, Tsy afaka ao am-poko Ny faniriana Anao; Oneno re, ny foko Ho lapanao ! Concert 12 Juin 2010

Комментарии

Теги:
Foko, Mpamonjy, ffpm, Mamie, Kelin, Jesosy