Luk, Mahery & Rija - Antananarivo (BARIJAONA)
126 просмотров
03.07.2010
00:03:05
Описание
Antananarivo (BARIJAONA) Mba fantatrao ve ‘ty vohitra ity ? Somary ntaolo fa maro mpitia Hifanotofan’ny olo-mandalo Tia hirahira sy tia kalokalo Antananarivo hikaloy Havoana mora fantatra Antananarivo tsy mba foy Fanao ankamantatra Analamanga fehizay (de tena maminay) Tsy lefy, tsy miova io rahatrizay Endrey ! Tazano ny hatsaran’ilay Iarivo Tsy mba roa Tarafim-bolana any ho any Mahamanina tokoa Vahiny ve ? Tsy ho tamana Rotsirotsin’ilay tanàna Amin-kira ivaiva Manakoako takariva Antananarivo, hikaloy Havoana mora fantatra Antananarivo tsy mba foy Fanao ankamantatra Analamanga fehizay (de tena maminay) Tsy lefy, tsy miova io rahatrizay
Комментарии