Erick MANANA & Anna TANVIR - Maniry mafy aho
101 просмотров
01.01.2010
00:04:01
Описание
baiboly.org/ MANIRY MAFY AHO Maniry mafy aho, ry Jeso Tompo ô Hialoka eo ambany hazo fijalianao Tsy misy toeran-kafa re ‘zay tena mamiko Ny hazo fijalianao no fiarovako Ny hazo fijalianao no itazanako Ny tenanao izay nijaly mba ho avotro Ka dia kotsan-dranomasom-pitiavana Ny tavako, ry Tompo ô ! Fa afa-keloka Am-pototry ny hazo izay nijalianao No itoerako hohazavain’ny tavanao Ataoko fatiantoka ny zava-mora lo Ny hazo fijalianao no tombon-dahiko E. G. CLEPHANE
Комментарии