Jocelyn Ranjarison - Fenoy Tompo
55 просмотров
27.10.2008
00:03:07
Описание
Jaona 4:10 – baiboly.org/ J. Ranjarison : Fenoy Tompo Mitady zava-tsoa tsy nahavoky aho Toy lay vehivavy naka rano Kanefy nomen’i Jeso toky aho Ahazo ny madio manganohano Fiv : FENOY TOMPO HITAFOTAFO ITY SINY IZAY NOMENAO AHY FA MIREDAREDA TOY NY AFO IZAY HETAHETA NY FANAHY Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy ‘Reo zava-tsoa omen’ny tany Kanefa re mba tiko loatra Hisantatry ny fiainana any ankoatra Fiv: .. Ry namako izay mbola mitady Fiadanana tsy ho doria Ho reraka ianao hiady Raha tsy mandray an’i Jeso Kristy Fiv: …
Комментарии