AMBONDRONA 5 - AMPY AHY
65 просмотров
24.10.2008
00:03:40
Описание
Nalaina izy ny hiantso indray Te ho any aho anefa tsy sahy zarako aza tsy hita hintsony ianao Avelako ho tapitra any Sao izay ko no mba tiany atao Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany Tsy hanery azy aho na hanontany Manaiky koa aho rehef'izany, no hitany fa mety ho azy Dia hionona ny saina Andeha aho hiala amin'izay F'izany ve no miandry ahy? Ampy izay, ampy ahy Ny ratràm-po ho vita eo ihany Ny fotoana eo hanampy ahy Tsy hifanerena sanatria na tsapaina F'ho hita eo ihany Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao Fa ny fitiavana tsy atao an'izany Ambo-po ihany ve ny ahy Tsy ho tsiny anefa izany Ny fiainana mitohy hatrany Tsara tso-drano ...
Комментарии