Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)

999 просмотров 13.12.2014 00:04:21

Описание

Raha makany (Lolo Sy) Raha makany ialahy Mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy Mivovo any ialahy Hitondray any aho Hivimbino any aho Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a! Fofompofony ihany a! Potipotiny ihany a! Fiv. : Lazao azy fa raha ritra anie ny rano Diaviko tongotra ny làlana mankany Kaozy tsy vazivazy Tonga aho hamangivangy Hitondra paradisa Raha makany ialahy Mandalo any ialahy Mahita an’azy ialahy Mivovo any ialahy Hitondray any aho Hivimbino any aho Singam-bolony any a! Piti-drorany any a! Sombim-piainany any a! Sary anankiray Fiv. : ... A/C: Lôlô sy ny tariny

Комментарии

Теги:
Lolo, Raha, makany, Lôlô, tariny